Mitabataba Izao Tontolo Izao Hoe #FreeAlexSodiqov (Avotsory i AlexSodiqov) Nandritra Ny Fiaretan-tory Manerantany

freeAlex32

Moscow asks Tajikistan to #FreeAlexSodiqov, пожалуйста! All photos below taken for the purposes of sharing and posted here via the FreeAlexSodiqov Instagram account and Twitter.

Tsy dia zava-dehibe hoan'ny hetsika #FreeAlexSodiqov (Avotsory i AlexSodiqov) ny anarana, ny firehana sy ny firenena niaviana. Iray volana katroka izay no nisamborana tsy ara-dalàna an'i Alex tamin'ny 16 Jiona izay voampanga ho nanao fitsikilovana, nanatontosa fiaretan-tory ho amin'ny famotsorana azy ny olona manerana izao tontolo izao. Indreto ny sombiny tamin'izany:




























Exit mobile version