GV Face: Mivantana Avy Amin'ny Mondialin'ny Internet

Amin'ity herinandro ity ny GV Face dia miainga mivantana avy any São Paulo, Brezila izay toerana ivorian'ny solontenan'ny governemanta, fiaraha-monim-pirenena ary orinasa goavana manerana izao tontolo izao ao amin'ny NETMundial mba hampitsoka “tondrozotra” ho amin'ny fitantanana ankapobeny ny Internet ao anatin'ny tontolo post-Snowden [efa mahafantatra ny tsiambaratelo navoakan'i Snowden].

Ellery Biddle avy ato amin'ny Global Voices Advocacy dia niantsafa tamin'i Marianne Diaz sy i Ben Wagner.

Exit mobile version