Sina: Nivoaka ny fonja i Fan Yanqiong, “Fujian” ao amin'ny aterineto

Fan Yanqiong, ny farany tamin'ireo “Fujian” 3 ao amin'ny aterineto mbola voatana tany antrano maizina, dia nivoaka tamin'ny marainan'ny Alarobia ary navela hamonjy ny fianakaviany.

Izany no tontosa ny ampitson'ny namoahan'ilay mpanatontosa sarimihetsika fanadihadiana He Yang naharitra adiny iray, Herzog Days , izay miresaka momba ny “Fujian”ao amin'ny aterineto You Jingyou; manaraka ireo zava-nisy nandritra ireo fanandramana sy taorian'ny namoahana ny You sy ny namana ao amin'ny aterineto Wu Huaying vao haingana tamin'ity fahavaratra ity.

Efa misy ireo dika-teny Anglisy amin'izao, ka afaka jerena eto ambany eto ny Herzog Days.

Exit mobile version