Faritry Balkan : “Jestdej”

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ :

… For all of you native speakers out there – if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans – take a look at the above picture.

“… Ho anareo rehetra tsy teratany avy aty (amin'ny faritra aty) – raha nanontany tena hianareo hoe ahoana no fandrenesan'ny mponina avy aty amin'ny faritry Balkan ny fiteny Anglisy dia topazy maso kely io sary io ambony io.”

Exit mobile version