Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy

Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] :

« Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer vingt-quatre cafés Internet le 16 décembre 2007 à Téhéran. Par ailleurs, vingt-trois personnes, dont onze femmes, ont également été arrêtées par la police pour “comportement immoral” »

« Toherin'ny Reporters sans frontières ny fanapahan-kevitry ny Pôlisy any Teheran ny 16 Desambra 2007 hanakatonana “Cyber” miisa 24. Ankoatr'izay dia olona miisa 23, izay vehivavy ny 11, no notanan'ny Pôlisy [fampanoavana ?] noho ny heloka “fitondratena tsy mendrika” [comportement immoral | immoral behaviour] »

Hamid Tehrani

Exit mobile version