Tantara tamin'ny 19 Desambra 2007
Resadresaka niaraka tamin'i Cristina Quisbert an'i Voces Bolivianas
Iray tamin’ireo tetikasa fampitam-baovaon’olom-pirenena dimy nahazo ny vatsin’ny Rising Voices tamin’ny volana jolay 2007 ny Voces Bolivianas (’ Feo boliviana’). Notarihin’i Mario Duran, i Eduardo Ávila, ary i Hugo Miranda,[es]...
Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy
Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer...
Tanzania : Nandramanareo ve ny loha-trondro maina ?
Ny mpiblaogy Pernille dia manoratra momba ny “chakula” (sakafo amin'ny fiteny Swahili) any Tanzania : « Rice, beans and ugali – after three months I've concluded that these are the...
Afrika : “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?”
Ny blaogy Kenyan Pundit dia velom-panontaniana, “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?” : « However, I’m have been pretty outspoken about the fact that...
Namibia : Tandindon-doza hoan'ny Namibia ve ny Siantolojika ?
Ny mpiblaogy Rob dia mampitandrina ireo Namibiana amin'ny tandidon-dozan'ny Siantolojika : « Scientologists are a big threat to poorer nations and especially to a populus who will be more vulnerable to the...
Brezila : Haja hoan'ireo Boliviana mpila-ravinahitra
Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa...