Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?

Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be sy ny maro izany kosa i Rick Lowe ao amin'ny weblogBahamas.com. Sombiny kely holazaiko voasoratra ao ny hoe misy andraikitry ny rehetra ilay heloka, sy ny hoe mety ho tsy mifanaraka amin'ny heloka ny fanamelohana ary ny fampieritreretana hoe eritrereto tsara raha ny havanao no sanatria voampanga ho voampanga amin'izany fanamelohana izany. 

Janine Mendes-Franco

Exit mobile version