Tantara tamin'ny 26 Oktobra 2007
Iran : Taratasy fangatahana any amin'i Yahoo
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia nanoratra taratasy fangatahana any amin'i Yahoo [Farsi] : « Yahoo mail has recently removed “Iran” from the list of world countries...
Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo
Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo : « She is...
Faritry Balkan : « Resaka fiteny »
Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika : « What language do we speak when we are in the countries that...
Afrika Atsimo : Tafatafa tamin'ny mpanao haiendrika hoan'ny WordPress
Ny mpiblaogy Nick dia nitafatafa tamin'ny mpanao haiendrika [designer] hoan'ny WordPress : « I recently decided that I need to do more interviews with great people in SA. The first...
Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana
Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika. « It all...
Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?
Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be...