(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jiona 2008)
Ny Blog for a Cause! dia efa nadika tamin'ny teny Espaniola sy Frantsay; eo an-dalana ny dikan-teny amin'ny teny Shinoa sy Bengali
Manasongadina toro-lalana mora arahana mikasika ny fomba fampiasana bilaogy ho toy ny ampahany amin'ny hetsika fanoherana ny tsy rariny ny torolalana ary manasongadina ohatra nahomby tamin'ny bilaogy mpanandrateny manerana izao tontolo izao. Ahitana fizarana dimy izy io:
دوّن من أجل قضية dia azo trohana amin'ny endrika PDF. Mety mila mametraka Adobe Acrobat Reader maimaim-poana ianao raha hijery izany.
Trohy azafady ny دوّن من أجل قضية ary ampio izahay handika ny torolalana amin'ny fiteninao.
Raha mila vaovao fanampiny dia mifandraisa amin'i Mary ao amin'ny MaryCJoyce [ ao amin'ny ] gmail [teboka ] com na ny mpandrindra ny Global Voices Advocacy, Sami Ben Gharbia ao amin'ny advocacy [ ao amin'ny ] globalvoicesonline [ teboka ] org