Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

14 Mey 2019

Tantara tamin'ny 14 Mey 2019

Konferansa Advox : Amine mampiseho ny famoahan-kolikoly ao amin'ny YouTube “Targuist Sniper”

GV Mpisolovava

(Lahatsoratra tamin'ny volana Jona 2008) Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Ny Fampahalalam-baovaon'olon-tsotra sy ny Fahalalamm-pitenenana amin'ny Aterineto” ny 27 Jona 2008 | Jereo | Avoahy ny anao manokana

Fifandimbiasam-pifanentanana Twitter vaovao @NativeLangsTech hampirohondrohona ny feon'ireo mpikatroky ny tenin-janatany

Rising Voices

Miaraha aminay amin'izao fankalazana ny fimaroam-piteny ao anatin'izao taona iraisampirenena ho an'ny fitenin-janatany izao, amin'ny fanentanana Twitter manome vahana ny zavatra iainan'ny mpikatroky ny fitenin-janatany avy ao Amerika (Avaratra) sy Firenena Voalohany avy ao Etazonia sy Canada.

African music (#6)

Tsy mbalax ny gadona Soukous, sady tsy afro-funk , tsy rumba, tsy Ethio-jazz, tsy Afrobeat [...] tsy Merseybeat ny Metal

Salotra Mavo : Somary niakatra kely ny herisetran'ny polisy tao Frantsa

Fanazavana iray no mitoetra, dia ny fampiasàn'ny mpitandro filaminana betsaka ny fitaovampiadiana iray miteraka resabe: ilay fandefasana bala fiarovantena (LBD).

Navadik'i Stella Nyanzi ho fitaovam-piadiana ve ny fivaviana? Notsaraina amin'ny resaka fahalalaham-pitenenana ny vehivavy feminista Ogandey

GV Mpisolovava

Amin'ny fikatsahany governemanta tsara tantana, "hentitra amin'ny tsikera ataony amin'ny governemanta Ogandey" i Stella Nyanza ary tsy matahotra ny hiady hevitra momba ny fady manodidina ny fananahana sy ny miralenta ary mijoro hiaro ny zon'ny LGBT.

Ny filoha Bingu ve no “Mosesy”-n'i Malawi?

Mamaky ny fotoana ny mpanakanto sasany ary mametraka paikady mifanaraka amin'izany. Mahatonga ireo Malaoita marobe hihira ilay hira malazan'i Joseph Nkasa mitondra ny lohateny hoe Mose wa Lero, na dia tsy te-hihira izany aza izy ireo, noho ny fomba nampifandraisan'ilay mpanakanto an'i Mosesy anaty baiboky amin'ny filohan'i Malawi, Bingu wa Mutharika.

Eo am-pitendrena i Torkia…. Miresaka sakafo sy ireo mpianatra any Etazonia

Herinandro mangingina tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Tiorka, nangina ireo bilaogera sasany ankafiziko tahaka an'i Turkish Torque sy Talk Turkey. Na izany aza, navitrika tsy nisy toy izany i Mavi Boncuk sy Erkan ao amin'ny Field Diary.

Blog for a Cause! efa misy amin'ny teny Arabo ankehitriny ny torolalana

GV Mpisolovava

Efa misy amin'ny teny Arabo ankehitriny ny Blog for a Cause!,  Torolalan'ny Global Voices amin'ny Blog Advocacy, noho ny dikan-teny nataon'ilay mpanao gazety sady bilaogera Ejypsiana Amr Magdi.

Konferansa Advox : Rezwan miresaka momba ny fanivanan-tena amin'ny fampitam-baovao, ny anjara asan'ny mpanao gazety olon-tsotra  

GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008) Lahateny nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Miaina miaraka amin'ny sivana” tamin'ny 27 Jona 2008   | Jereo | Avoahy ny anao manokana