Iran: Nosamborina i Mehdi Khazali, bilaogera sady mpamoaka lahatsoratra

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2011)

Nosamborina i Mehdi Khazali, mpamoaka lahatsoratra sady bilaogera. Zanakalhin'ilay mpitondra fivavahana elatra havanana sady mpikambana teo aloha tao amin'ny Filan-kevitry ny Mpiambina, Ayatollah Khazali izy.

Exit mobile version