(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)
Mitokona tsy hihinan-kanina noho ireo fepetra iainany ao am-ponja i Hossein Ronaghi Maleki, bilaogera nogadraina. Migadra 15 taona an-tranomaizina ao amin'ny fonjan'i Evin i Hossein.