Iran: Nanajanona ny fitokonany tsy hihinan-kanina ilay bilaogera any am-ponja

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)

Nitatitra [fa] ireo tranonkala maromaro fa nanajanona ny fitokonany tsy hihinan-kanina taorian'ny herinandro teo ho eo i Hossein Ronaghi Maleki, bilaogera Iraniana nogadraina. Migadra 15 taona an-tranomaizina ao amin'ny fonjan'i Evin i Hossein

Exit mobile version