Nogadraina 19 taona sy tapany an-tranomaizina i Derakhshan

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Araka ny voalazan'ny Mashregh News dia voasazy higadra 19 taona sy tapany an-tranomaizina i Hossein Derakhshan, bilaogera Iraniana . Vakio bebe kokoa eto .

Exit mobile version