Iran: Nanomboka ny fitsarana ilay bilaogera sangany 

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nosamborina herinandro maromaro lasa izay noho ny fanoherana nipoaka tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin'ny 12 jona i Mohammad Ali Abtahi , bilaogera sangany sady mpanao politika reformista. Iray amin'ireo mpanao politika reformista malaza izay nanomboka notsaraina (androany) tao Teheran i Abtahi.

Exit mobile version