Iran: Nahazo ny loka NPC i Goudarzi, ilay bilaogera voafonja 

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanambara ny Klioban'ny Gazety Nasionaly (NPC) fa ilay bilaogera Iraniana Kouhyar Goudarzi, izay notanana tao amin'ny fonjan'i Evin tao Tehran, fonja malaza ratsy amin'ny fampijaliana ireo voafonja, no nahazo ny loka ho an'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovan-gazety iraisam-pirenena John Aubuchon 2010.

Exit mobile version