Iran: Tranonkalam-behivavy 12 no voasivana tao anatin'ny 24 ora

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2008)

Nilaza [Fa] ny Change4equality fa tranonkala Iraniana 12 manohana ny zon'ny vehivavy tahaka ny Change4equality na Photochange no nobahan'ny manampahefana Iraniana androany 19 Mey 2008.

Exit mobile version