May Ny Hazo 99 Malaza Ao Amin'Ilay Toera-Malazan'ny Baobab eto Madagasikara

 Avenue of the Baobabs, Morondava, Madagascar

Lalamben'ny Baobab akaikin'i Morondava, Madagasikara nopihan'i Gavinevans hita Wikipedia CC license-BY-2.0. 99 Nolazaina fa may ireo Baobab (jereo ny sary manaraka)

Sarin'ireo Baobab may navoakan'i Njiva Tahiry via Twitter.

Nitatitra ny ONG Fanamby fa Hazo Baobab 99 vao nambolena no main’ [fr] ny afo tsy voafehy tamin'ny asabotsy lasa teo. Ny Allée de Baobab no iray amin'ny toerana eto Madagasikara be mpitsidika indrindra sy efa nalahatra ho rehareham-pirenena.


Exit mobile version