Frantsa, Yemen: ny fomba ampanjavonàna tsikelikely ireo vehivavy
“Fanjavonàna” saripika nalain'ny mpakasary Yemenita Bushra Almutawakel
Napariaky
Eloïse Lagrenée [fr] tao amin'ny pejy
Facebook-ny ireo sary nataon'ny mpakasary Yemenita
Bushra Almutawakel, toa mitantara izay fomba entina ampanjavonàna tsikelikely anatin'ny aizina, ireo vehivavy izay teren'ireo mpitana hentitra ny fomba fivavahana mba hiakanjo ny “Nikaba” izay akanjo manontolo mandrakotra eny hatramin'ny tava aza. Efa nozarain'ireo mpiserasera facebook mihoatry ny 1'500 sahady ireo sary ireo.