Ao amin'ity fakana feo ity izy no manazava hoe nahoana no mirona kokoa any amin'ny sehatra federaly ny resaka fangaraharana sy ny comptabilité fa tsy any amin'ny sehatra governemanta isam-paritany mizaka tena na any amin'ny isan-toerana tsirairay avy any ary tarihiny isika tetikasampanavaozana iray any Brezil izay “hakan'ny” mpitoraka blaogy ny toeran'ny mpanao politika any an-toerana.
Podcast: Henoy any amin'ny takelaka vaovao | Trohy