Afrika : Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny sarimihetsika any Cannes

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany izay antony tsy isian'izay filma Afrikana any amin'ny Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny sarimihetsika any Cannes, any Frantsa :

I may be missing something, but no African film or film with an African theme (including North Africa) made the official cut.

“Asa raha izaho no tsy naharaka, fa ohatry ny tsy misy na dia filma Afrikana iray monja aza na filma mikasika an'i Afrika (ao anatin'izany ny faritra Avaratr'i Afrika) araky ny fandaharana ofisialy.”
Exit mobile version