Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Mey 2008

Tantara tamin'ny 15 Mey 2008

Malawi : Sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana”

Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana” any Malawi : Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new “coup plot” against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days...

Malawi : Manamboninahitry ny tafika nosamborina noho ny “fanomana fanonganam-panjakana”

Cryton Chikoko no mitatitra ao amin'ny blaogy Stories on Malawi [tantara mikasika an'i Malawi] fa misy olona maro hafa izay nosamborina noho ny fiampangana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana” tany Malawi : Malawi has arrested two senior army officers for plotting to overthrow the government, police said on Wednesday, a...

Malawi : Hevitra nateraky ny fiverenan'ny filoha taloha hanao pôlitika

Vao tsy ela izay, no nanatanterahan'ny antoko [eo amin'ny fitondrana] UDF [United Democratic Front ] ny fihaonambeny sy ny nifidianany ny filoha taloha Bakili Muluzi ho  kandidan-dry zareo amin'ny fifidianana filoham-pirenena izay hotanterahaina amin'ny taona ho avy any Malawi [2009]. Ny filoha lefitry Malawi, ny Dr Cassim Chilumpha izay ambany fiampangana ho mpamadika no...

Libanona : Izay lafiny maivana amin'ny fotoan'ny ady

Moussa Bashir no mandray fitenenana ao amin'ny blaogy UrShalim ka mitatitra ireo hatsikana izay reny mikasika ny toe-draharaha pôlitika mavaivay any Libanona ankehitriny : Minister Nayla Mouawad has threatened the opposition forces that she would go on national TV without makeup if they do not withdraw their militia from the...

Afrika : Ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika

Henry Ekwuruke no mizara izay fomba fijeriny manoloana ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika : The most worrying scenario in Africa today, as the hike in food prices ravage the world's poor, is not in the price of the food, especially the imported kind per say, but is the...

Afrika : Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny sarimihetsika any Cannes

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany izay antony tsy isian'izay filma Afrikana any amin'ny Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny sarimihetsika any Cannes, any Frantsa : I may be missing something, but no African film or film with an African theme (including North Africa) made the official cut. “Asa...

Afrika : Tsy mba maka sary ry zareo any Afrika

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? : Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ’s “Photo Issue” that came out this month. I guess we’ll have to wait till their “Africa”...

Hong Kong : Tanànan'ny mpanjono an-tsary

Tinyau no manapariaka andian-tsarin'ny tanànan'i Tai O, isan'izay “akanga sisa nanamborana” amin'ireo tanànan'ny mpanjono any Hong Kong.