Japàna : Hay “famonosana taratasy naforitra”

Ryoko no manazava ao amin'ny blaogy Pingmag mikasika ny hay “famonosana taratasy naforitra” any Japàna :

Traditionally, when a visitor to a Japanese home was preparing to leave, it was custom for the family to present some nice sweets in a package of neatly wrapped paper. The practice of so called origata, or – a bit longer – carefully wrapping gifts in decorative paper, is actually an ancient habit that dates back several hundreds of years and has been perfected to quite a level since then.

“Araka ny fomban-drazana Japôney, rehefa handao ny vahiny iray dia fanaon'ny fianakaviana ilaozana ny manolotra vatomamy vitsivitsy izay nofonosina taratsy izay naforitra tsara. Ny fanaovana ny origata na – raha alavaina kokoa – famonosana ny fanomezana ao anaty taratasy izay naforitra tsara hanome haingo azy, dia fomba efa nentim-paharazana hatramin'ny aman-jato taonany mahery izay tsy nitsahatra ny natsaraina ary dia lasa tena hai-tao lafatra tokoa ankehitriny.”

Exit mobile version