Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

25 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 25 Avrily 2008

Jamaïka : Tondra-drano

Montego Bay Day By Day no manapariaka sarin'ny faritra Saint-Ann taorian'ny tondra-drano izay nidona tany Jamaïka : Last week business & home owners in the parish of Saint Ann received an unpleasant surprise. Following two days of very heavy rains sections of the parish were left battling flood waters. Schools...

Kyrgyzstana : Sary voan-dàlana avy any amin'ny faritra avaratra

Namangy an'i Naryn ny The Azamat Report ary dia mizara sarin'ny làlana mitondra mankany izay faritra be tombohitra tokoa any Kyrgyzstana : The road between Bishkek and Naryn connects Kyrgyzstan to China, which has been exporting tons goods (food, clothes, electronics, etc.) to Kyrgyzstan. “Ny arabe mitondra avy eo Bishkek...

Japàna : Hay “famonosana taratasy naforitra”

Ryoko no manazava ao amin'ny blaogy Pingmag mikasika ny hay “famonosana taratasy naforitra” any Japàna : Traditionally, when a visitor to a Japanese home was preparing to leave, it was custom for the family to present some nice sweets in a package of neatly wrapped paper. The practice of so called...

Kristiana any Iraka

Taorian'ny famonoana ny Eveka Kristiana tany Mossoul, Frencheagle [voromahery Frantsay] izay Frantsay sady Libaney dia mizara ny fanahiany mikasika ny toe-draharaha iainan'ny Kristiana any Iraka : […] l’assassinat de l’évêque chaldéen de Mossoul amène au devant de la scène les difficultés rencontrées par une communauté chrétienne d’Irak, aujourd’hui estimée à...

Kôngô-Brazzaville : Fiarovana ireo sokatra an-dranomasina

Congopage dia mitatitra mikasika ny andraikitry ny fikambanana Rénatura Congo izay misahana ny fiarovana ireo sokatra an-dranomasina any Repoblikan'i Kôngô : Rénatura est actuellement dans sa huitième année d’action en faveur des tortues marines sur le littoral du Congo-Brazzaville […] C’est à la saison de ponte que les tortues sont...

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...