Brezila : Ny fantsom-baovao no nampihemotra ny famotsoran’ny farc ny takalon’aina

Leonardo Sakamoto [pt] no nitsikera ny nataon’ny Fahitalavitra breziliana malaza indrindra ka nanemorana ny takalon’aina roa saika havotsotry ny mpiady anaty akata Kolombiana. “Voalohany dia ny nanakilasiany ny Farc ho miaramilan’ny rongony (narcoguerrilheiros). Voateny in’enina io. Avy eo ny fotokevitra lehibe navoitrany fa ny mpanelanelana tamin’ity raharaha ity dia … Uribe? Chavez? Iza moa fa tsy i Bush e!”

Exit mobile version