Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana

Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.”

Ndesanjo Macha

Exit mobile version