Haïty : Tsena vaovao manara-penitra ao Port-au-Prince

Ny blaogy Collectif-haiti-de-provence dia manoratra momba ny Tsena Vaovao izay haorina any Port-au-Prince, izay vokatry ny fiaraha-miasan'i Haity sy Venezoelà :

« Le Centre-Ville, précisément la Croix-des-Bossales où se sont installés plusieurs milliers de marchands, sera doté dans six mois d'un marché public moderne. […]
Financés par le gouvernement haitien et le Venezuela à hauteur de deux millions de dollars américains, les travaux qui seront exécutés conjointement par des ingénieurs haïtiens et vénézuéliens doivent être achevés en mai 2008. »

« Ny ivon-tànanana, indrindra indrindra ny faritr'i Croix-des-Bossales izay itobian'ny mpivarotra aman'arivony dia hijoroan'ny ny Tsena vaovao manara-penitra afaka 6 volana. […] Iarahan'ny fanjakana Haitiana sy Venezoelàna mamatsy : 2 tapitrisa dolara Amerikana sady Injeniera avy amin'ny firenena roa tonta koa no hiara-misalahy hanorina izany tsena izay heverina ho vita amin'ny volana May 2008 izany. »

Exit mobile version