Hita ao amin'ny “The China in Africa Podcast” i Nwachukwu Egbunike

Nanosika ny firenena afrikàna hitodika amin'i Shina ny nasiônalisma tandrefana

Tsy ela akory izay, vahinin'ny The China in Africa Podcast i Nwachukwu Egbunike, (talen'ny vondrompiarahamonina teo aloha), Toniandahatsoratry ny Global Voices ho an'ny faritra Afrika ambanin'i Sahara, mba hiresaka ny anjara asa raisin'i Shina ao Afrika mahakasika ny vaksiny iadiana amin'ny COVID-19.

Henoy [amin'ny fiteny anglisy]:

Vao haingana, nanoratra izy andian-dahatsoratra misy fizaràna roa izay miresaka ny “diplaomasian'ny vaksiny manana hery malefaka” ho toy ny tetikasa amperiny an'ny  Fanarahamaso ireo Mediam-Piarahamonina ataon'ny Hetsika “Belt and Road”.

Tantara (amin'ny fiteny anglisy):

Exit mobile version