- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny fiantraikan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany Baolina Kitra 2010

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nalaina tamin'ny fandrakofana manokana ny taona 2010 nataon'ny Global Voices.  Mitondra ho any amina lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy ny rohy raha tsy misy fanamarihana manokana )

Fiomanan'ny Global Voices hiatrika ny Fiadiana Amboara Eranta Baolina Kitra 2010 tao Afrika Atsimo!

[1] Ny taona 2010, sambany teo amin'ny tantara no hatao any amin'ny tany Afrikàna ny Fiadiana ny ho Tompondaka Erantany FIFA. Vonona hikarakara hetsika goavana be mpiandrandra tahaka izany ve i Afrika Atsimo? Nanao fampiasambola goavana be ilay firenena satria manantena fa ny fiadiana ny ho tompondaka erantany baolina kitra dia hanosika ny toekarena, mihoatra lavitra noho ny maha-fifaninanana maharitra iray volana azy. Midika inona ho an'ireo Afrikàna Tasimo miisa an-tapitrisa miaina ambanin'ny fetran'ny fahantràna anefa ny Fiadiana ny ho Tompondaka Erantany? Midika inona ho an'ireo ambiny hafa ao amin'ny tanibe afrikàna ilay hetsika?

Ety anatin'ny median'olontsotra an-tserasera no haneho ny heviny momba an'io sy ireo fanontaniana hafa  ireo teratany Afrikàna Tatsimo sy ny olona avy amin'ny firenena rehetra. Hihaino izany ireo bilaogera ato amin'ny Global Voices! Mandritra ny fizoran'ny fifanintsanana, ho entinay ianareo hihaino ireo resadresaka miseho eny anaty media sôsialy, amin'ny alàlan'ny :

1. ireo tantara misongadina avy amin'ireo median'olontsotra ety anaty aterineto ary amin'ny fiteny samihafa
2. ireo sioka mafana mandalo amin'ny kaontinay Twitter (@2010 [2]) (na @2010es [3] ho an'ny teny espaniôla).
3. Fitafàna mivantana mandritra ny lalao anasongadinana ireo bilaogera avy amin'ireo firenena mifaninana.

Tetikasa median'olontsotra handrakofana ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2010 :

World Cup Reporting at Development News Africa [4] – tetikasa iray an'ny Highway Africa
Twenty Ten [5] – Fantina votoaty ‘multimedia’ ataon'ireo Afrikàna mpanoratra sy monina any Afrika.
The Global Game [6] – Tatitra tsy miova tànana momba ny lalao baolina kitra, nataon'i John Turnball
Maneno World Cup Focus [7] – fanoratana bilaogy amin'ny fiteny maro momba ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany
Who Should I Cheer For? [8]- fijerena ireo firenena mifaninana, amin'ny fomba fijerin'ny rariny ara-tsosialy.

Tantara nasongadin'ny Global Voices momba ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2010

12 July – Brazil: Prejudice against Paraguay in the Media [9]
12 July – Peru: Watching the World Cup Finale from Afar [10]
11 Jolay- Tontolo Arabo: Eritreritra momba ny lalao famaranana ny Fiadiana Tompon-daka Eran-tany [11] [mg]
11 July – Serbia: Fans Outraged by FIFA's Sanctions Against Serbia Coach Radomir Antic [12]
10 July – Morocco: Controversy Over the Wage of New National Football Manager [13]
9 Jolay- Nizeria: Iza no nampiova hevitra ny Filoha— Facebook sa FIFA? [14] [mg]
7 Jolay- Ankapobe: Mitady lalao hafa ilay orita alemana Paul [15] [mg]
6 July – Ghana: Africa's Time That Never Was [16]
5 Jolay- Sina: Maninona no dia osa ny baolina kitra Sinoa? [17] [mg]
4 Jolay- Myanmar: Resaka manodidina ny amboara eran-tany [18] [mg]
2 July – Chile: Bielsa and Piñera, When Football Meets Politics [19]
2 Jolay- Brezila: Ny baolina kitra sy ny fitiavan-tanindrazana nandritra ny mondialy [20] [mg]
2 July – Ghana: The Black Stars on the brink of making history [21]
1 July – Watch The World Cup with Global Voices: Live Chat for Uruguay vs. Ghana [22]
30 Jona – Amboara Eran-tany taona 2010: Iza no omena tsiny tamin'ny fomba filalaon'i Nizeria? [23] [mg]
29 June – Spain: The Prospect of Catalonia Competing On Its Own [24]
28 June – Japan and the World Cup: Silencing the critics [25]
25 Jona – Afrika Atsimo: Ny tontolon'ny media sosialin'ny vuvuzelas [26] [mg]
24 June – Martinique, Guadeloupe: French Football Flop now Racial Controversy? [27]
23 June – Brazil: “CALA BOCA TADEU SCHMIDT”, Phenomenon Continued [28]
23 June – South Korea: World Cup and Monopolistic Gambling [29]
22 June – Nigeria: Reactions to Sani Kaita's red card on Facebook [30]
20 June – Israel: World Cup Bonanza – Back to the Game [31]
17 June – Cambodia: Reactions to the 2010 World Cup Season [32]
17 Jona – Meksika: vonona hifanandrina amin'i Frantsa [33] [mg]
17 Jona – Holandy: Vehivavy roa nosamborina tany amin'ny Mondial fa manao dokambarotra labiera tsy ara-dalàna [34] [mg]
17 Jona – Korea Atsimo sy Avaratra: Tankina noho ny Mondial ny fifampihenjanana [35] [mg]
16 June – South Africa: Tonight, it's not just a game [36]
14 June – Ghana: Bloggers celebrate Ghana's victory over Serbia [37]
14 June – Greece: World Cup-Mania Provides Respite from Financial Crisis [38]
14 June – Alzeria: Fahadisoam-panantenana sy hatezerana taorian'ny faharesena nanoloana an'i Slovenia [39] [mg]
14 Jona – Afrika Atsimo: Adihevitra momba vuvuzela amin'ny mondial [40] [mg]
14 June – Brazil: The “CALA BOCA GALVAO” Phenomenon [41]
14 June – Global: Tweeting the USA/England Match [42]
13 June – Macedonia: Gender Aspects of the Football World Cup [43]
11 Jona – Pero : Mijery ny famaranana ny fiadiana tompondaka erantany avy ao [44] Afar [mg]
11 Jona – Tontolo Arabo: Nahoana No Mangina Ny Arabe Mandritra Ny Lalao Baolina Kitra [45] [mg]
10 Jona – Fifanakalozan-kevitra mivantana tato amin'ny Global Voices momba ny lalao nifanindrianan'i Orogoay sy i Frantsa [46] [mg]
10 June – Uruguay: Social Media Keeps Fans Updated on La Celeste [47]
9 June - South Korea: 3D World Cup Broadcast and the Square [48]
3 June – Tanzania: Will Tanzania benefit from playing Brazil? [49]
28 May – Bangladesh: FIFA World Cup, Memories From The Past [50]
28 May – South Africa: FEEFA 2.010 Whirled Cup Sowth Afrika! [51]
26 May – South Africa: The World Cup is Coming to Grahamstown [52]
24 May – Eto'o's Success Lifting Cameroon ‘s Hope [53]
21 May – South Africa: Build up to the world cup [54]
21 May – South Africa: Economic benefits of 2010 World Cup [55]
18 May – Côte d'Ivoire – Ghana: Friends and Foes at World Cup 2010 [56]
18 May – Levant: Bloggers start warming up for World Cup 2010 [57]
9 May – Palestine: Gaza Hosts Its Own Soccer World Cup [58]
7 May – Afrika Atsimo : Fotoana Handihizana Diski Izao [59] [mg]
4 May – South Africa:2010 FIFA World Cup theme song raises interesting views [60]
24 Aprily – Afrika Atsimo: Eto ny amboara manerantany (Valo taona alohan'i Rosia 2018) [61] [mg]
17 Aprily – Afrika Atsimo: Firohotana mividy tapakila nony manakaiky ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2010 [62] [mg]
2 Martsa – Afrika atsimo: Fiadiana ny amboara manerantany, zato andro sisa [63] [mg]