Manohana ny ekipam-pirenenao ve ianao raha mandray anjara amin'ny fiadiana ny ho Tompon'ny amboara eran-tany izy? Mifanandrina amin'i Pays Bas androany eo amin'ny ampahaefa-dalana amin'ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany ny Brezila.Tsy ny Breziliana rehetra no hanao eny io fanontaniana napetraka etsy ambony io, tsy araka ny zavatra mety ho eritreretin'ny olona maro izany. Tsy voatanisa ireo mpitoraka bilaogy no manohana tsy amin'ahiahy ny ekipa Breziliana, na izany aza, misy ny tsy manohana.
Milaza ny momba ny onjan'ny fiadiana amin'ny dokam-barotra mikasika ny fitiavan-tanindrazana nandritry ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany i Marcelo Pereira, avy amin'ny Planeta Laranja [Orange Planet, pt], manambara izy fa maneho “fatoritoriana azo ibaikoana itambarana” izany, izay ” valin'ny fironana tsy am-piheverana sy fandadiana fotsiny”. Manazava ny ifandraisan'ny baolina kitra sy ny fitiavan-tanindrazana izy ary milaza ireo “tsy fifanohizana” nasehon'ireo antsoina hoe ” Ireo tia tanindrazana amin'ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany “:
Confundem a “seleção” com o próprio país e acham que os jogadores representam o nosso povo; Tratam o futebol como dever cívico e não como uma mera forma de diversão; Nunca são patriotas em assuntos sérios. Mas na copa passam a “amar” o Brasil; Só gostam da seleção oficial de futebol (a que joga nesta copa). Outras modalidades de futebol (feminino, júnior, salão, praia) são ignoradas pelos mesmos; Acham que os jogadores fazem uma importante missão caridosa e heróica, apenas empurrando as bolas nas traves; Os torcedores acham que não são manipulados pela mídia, mas fazem tudo perfeitamente como mandam os meios de comunicação; O país interrompe suas atividades para ver um jogo da “seleção”; Se acham no direito de fazer barulho na hora que querem sem respeitar o direito dos outros ao sossego
Somary mandeha lavitra aza i Elio Botogoske manazava ny fahitany ny momba ny tanindrazana sy ny fitiavan-tanindrazana. Nampidirin'i Elio, ao anatin'ireo antony dimy tsy hanohanana ny Ekipam-pirenena Breziliana [pt] :
1. O patriotismo, nacionalismo e ufanismo são as ideologias mais desprezíveis do mundo.
“Mas e quanto ao racismo e o fascismo?”, dirão alguns. Bem, o fascismo nasce justamente do cruzamento do racismo imemorial com o orgulho nacional do século XIX. patriotismo, ufanismo e nacionalismo são a antessala do fascismo. Nessa Copa, em especial, nunca vi uma abordagem tão belicista e ufanista, estimulados pela imprensa, a propaganda, a comissão técnica dessa seleção. Parece que estamos indo para a guerra. Pois bem, se vamos pra guerra, eu estou desertando desde já.
2. O Brasil é os Estados Unidos do futebol: a potência imperialista, gananciosa e supremacista.
Quando se trata de futebol, os brasileiros sentem-se superiores, contam vantagem, querem ganhar sempre e em tudo. Nossa arrogância, preconceito e ganância futebolísticas deixam antever o que nós seremos no dia em que formos potência em alguma coisa realmente importante. E tome da ridícula rivalidade com a Argentina, da gananciosa ambição de vencer sempre, de se sentir melhor que todos os demais povos e países só porque temos mais títulos no futebol.
“Hay, ahoana ary ny amin'ny fanavakavahana sy ny fasisma ?”, hoy ny sasany aminareo manontany. Eny ary, nipoitra avy amin'ny fampiarahana ny fanavakavahana taloha elabe sy ny hambom-po-pirenena tamin'ny taon-jato faha-19 ny fasisma. Efitra mifanohitra amin'ny fasisma ny fitiavan-tanindrazana , ny momba ny tanindrazana ary ny fitiavan-tanindrazana diso tafahoatra. Indrindra tamin'ity fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany ity, izay izaho vao nahita ny karazana fiantsiana sy fitiavan-tanindrazana diso tafahoatra namporisihin'ny seraseram-pifandraisana amin'ny dokam-barotra sy ny vaomiera misahana ny lafiny teknika amin'ny ekipam-pirenena. Hoatry ny hoe andeha hiady isika. raha izay no zava-misy, raha tena andeha hiatrika ady marina isika, dia hitsoaka an-daharana aho .
2. Etazonian'ny lalao baolina kitra i Brezila: ny fahefana an'olon-tokana, firangorangoana sy fanambonian-tena .
Mahatsiaro ny tenany ho ambony i brezila raha lalao baolina kitra no resahana, tena manosika ny tenan-dry zareo mihitsy ry zareo ary manantena foana ny handresy . Ny herisetrantsika, ny hevitry ny olona amintsika, ny firangorangoantsika amin'ny lalao baolina kitra no isan'ny hanamarika ny maha-isika antsika rehefa lasa manana fahefana amin'ny zavatra tena manan-danja isika . Fanampin'izany, jereo ny tsy fisian-dikan'ny fifandrafiana amin'i Arzantina, ny hanoanam-pahefany te-handresy foana, ny fiheverany azy ho ambony mihoatra ireo vahoaka sy ireo firenena hafa, satria ananany maro ireo lohan'ny mpandresy amin'ny lalao baolina kitra .

"Antony dimy hanoherana an'i Brezila amin'ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany 2010 ary koa amin'ireo manaraka rehetra " (Cinco motivos para torcer contra o Brasil nesta Copa e em todas as outras, pt), CC
Tsy i Elio irery no mihevitra ady raha mijery ny fiadiana ny amboara eran-tany . Mino i Cruz de Savóia [pt] fa samy tokony hitovy lanja, na samy hitovy fahefana hitondra miaraka ny firenena, raha ampitahaina ny toeram-pilalaovana, ny baolina kitra sy ny toeram-piadiana:
A camisa da seleção brasileira é o maior símbolo nacional deste país – inspira, muitas vezes, mais ternura ou ira do que a própria bandeira, do que o próprio hino. A seleção brasileira de futebol – ah, como se houvesse outra – é o mais poderoso símbolo da unidade nacional – é ela, afora talvez as Forças Armadas, a única coisa capaz, no mundo, de fazer com que um pernambucano e um paulista se vejam a ambos como brasileiros. Se um estado assim de coisas é bom ou mau, não sei – como, aliás, podem tanto a seleção como as Forças Armadas serem ótimas ou péssimas: tanto faz.
Na izany aza, ity misy hevitra hafa amin'ny hevitra naseho tao amina bilaogy iray tetsy ambony, misy koa ireo Breziliana tia baolina kitra ary mieritreritra ny hanohana ireo ekipa hafa ankoatry ny ekipa Breziliana. Manazava i Carlos Vinicius Rosenburg ao amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe No nation gave me birth [pt] [tsy misy firenena nahateraka ahy?], ny antony hanohanany ny mpifanandrina amin'ny Breziliana eo amin'ny toeram-pilalaovana : i Arzantina. Aminy, tsy milalao amin'ny fitiavana ny lalao baolina kitra na amin'ny fahazotoana ireo ekipam-pirenena Breziliana amin'izao fotoana izao, toy ireo kintan'ny mpilalao Breziliana tahaka an’ i Zico, Pelé, Romário eny fa na dia i Cafu aza izay nandrombaka ny amboara eran-tany FIFA tamin'ny taona 2002, taona farany nandresen'i Brezila tamin'ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany . Hoy izy :
(…) na Copa de 2010, eu vou torcer para a Argentina! Isso mesmo, para os hermanos. Estou saturado desse falso bom-mocismo, do falso moralismo, de tanta babaquice, caretice, dessa eterna falta do que falar (salve Lobo!) que impera na Seleção Brasileira. Torcerei para que a Argentina e Maradona ganhem a Copa, para que esse falso bom-mocismo saia de moda, para que esse ufanismo fabricado saia daqui e vá parar em Buenos Aires, porque as pessoas são brasileiras até que o juiz apite o final da Copa. Depois se esquecem e cortam a fila do compatriota no supermercado ou banco da esquina, ou matam uns aos outros por causa de uma fechada no trânsito. Quero que a Argentina ganhe porque eles têm um treinador que já é o grande personagem da Copa, que liberou sexo e vinho na concentração. Torcerei para uma das poucas seleções que têm torcida – sim, torcida de Seleção, coisa que não temos – aos hermanos juntam-se os ingleses e os sul-coreanos. Torcerei para a única seleção que me faz lembrar do Flamengo.
Na dia manohana an'i Arzantina aza i Carlos , dia tsy adinony ny nampiditra ao amin'ny faran'ny lahatsorany, ny andalana milaza fa hankalaza ny mpiandry tsatokazon'ny Breziliana izy, satria , araky ny voalaza, “mety tsy ho vita mihitsy ny hanohitra ny fitiavana hanohana ny ekipam-pirenena Breziliana”.
Mety mbola hisy ny fihaonan'i Brezila milalao amin'i Arzantina eo amin'ny famaranana. Mampitaha ireo fomba fahitan'ireo firenena roa ireo ny fitiavana ny fiadiana ny Tompon-dakan'ny amboara eran-tany amin'ny horonan-tsary mitondra ny lohateny hoe “Patriotism FAIL!” [Tsy nahomby ny fitiavan-tanindrazana “[pt]] ny mpitoraka bilaogy amin'ny horonan-tsary Diego Sammet, Asehony amin'ny fiakanjony ny akanjo avy amin'ny baolina kitra Arzantina ny hevi-dehibeny tena mafonja ary manasa ny olona rehetra izy mba handinika ny sisin-tany ara-jeografika sy amin'ny foto-kevi-dehibe ny tena dikan'ny fitiavan-tanindrazana .
Lahatsoratra novakian'i Manuela Tenreiro mialoha.