Tantara tamin'ny 06 Jolay 2020
Ny fiantraikan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany Baolina Kitra 2010
Midika inona ho an'ireo Afrikàna Tasimo an-tapitrisa miaina ambanin'ny fetran'ny fahantràna ny Fiadiana ho Tompondaka Erantany? Midika inona ho an'ireo ambiny hafa ao amin'ny tanibe afrikàna ? Haneho hevitra momba io sy ireo fanontaniana hafa ireo teratany Afrikàna Tatsimo sy olona avy amin'ny firenena rehetra. Hihaino izany ireo bilaogeran'ny Global Voices!
Mbola eo ampelatanan'ny manampahefana Iraniana ny ain'ny mpifindra monina Afghana
Raha Afghana an-tapitrisany no nialokaloka tany Iran mpifanolo-bodirindrina aminy dia nisy sasany tamin'izy ireo ihany koa no maty teo ampelan-tanan'ny manampahefana Iraniana rehefa namakivaky ny firenena hihazoana an'i Eoropa.