Afrika Atsimo: Eto ny amboara manerantany (Valo taona alohan'i Rosia 2018)
(Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mbola eo an-dalana ny fanisa mianotra amin'ny andro miha-antomotra ho an'i Afrika eo amin'ny sehatra fanatanjahatena manerantany. Mihamitombo ny fahalianana manerana izao tontolo izao.
Nampiseho ny fanehoan-kevitr'i Danny Jordaan tamin'ny fotoana talohan'ny nanombohan'ny lanonana maharitra 50 andro ny bilaogy 2010WorldCupFifa :
In just 50 days time we begin what I believe will be one of our most important defining moments, the 2010 World Cup. This defining moment will last a full month, a moment where the attention of the world will be nowhere but right here in South Africa…”The same South Africa the world once called a miracle nation when in 1994 we made a peaceful transition to democracy, defying all the sceptics. The world has heard many more stories about us since then, sometimes more negative than positive, but this World Cup gives all South Africans the opportunity to show the world who we really are sixteen years into our democracy.
Ao anatin'ny 50 andro monja, hanomboka izay heveriko ho iray amin'ireo fotoana tena manan-danja indrindra isika, ny mondialy 2010. Haharitra iray volana ity vanim-potoana lehibe ity, fotoana iray izay tsy aiza ny fifantohan'izao tontolo izao fa eto Afrika Atsimo … “Afrika Atsimo iray izay nantsoin'izao tontolo izao ho firenena mahagaga, raha niditra am-pilaminana tamin'ny demokrasia isika tamin'ny taona 1994, manohitra ny fisalasalana rehetra. Naheno tantara maro momba antsika izao tontolo izao nanomboka teo, ary indraindray dia tantara ratsy noho ny tsara, saingy ity Mondialy ity dia manome fahafahana ho an'ny Afrikana Tatsimo rehetra hampiseho an'izao tontolo izao hoe iza tokoa isika nandritra izay enina ambin'ny folo taona tao anatin'ny demokrasiantsika.
Manana fanamarihana mahaliana momba ny fahavitsian'ireo vahiny mpankafy manatrika ny hetsika i Donnette E Davis:
With 50 days to go before kick-off, football fever is growing in South Africa but the global economic crisis, the tournament’s high cost as a long haul destination and fears of violent crime have reduced the numbers of foreign fans
Mandritra ny 50 andro alohan'ny fanombohana, mitombo ny fitiavana baolina kitra any Afrika Atsimo saingy nampihena ny isan'ireo vahiny mpankafy mondialy ny krizy ara-toekarena manerantany, ny fahalafosan'ny tapakila mankany amin'ny toerana lavitra sy ny tahotry ny asan-jiolahy maherivaika.
Nitatitra ny fomba nitarihan'ny ben'ny tanàna, Zukisa Faku an'ireo mponin'i Londra Atsinanana ao Buffalo City amin'ny fankalazana ny 50 andro ny hetsika ny DispatchOnlineBlogs, na dia tsy mampiantrano ekipa aza izy ireo:
..Zukisa Faku was in attendance wearing her Bafana Bafana football shirt. Faku was in high spirits and encouraged citizens to get behind football in the city, while also making a valiant attempt at learning the 2010 “Diski Dance”…“Join us along with the chorus of soccer directors in the country in celebrating 50 days to the start of the 2010 World Cup,” Faku said.
..Tonga nanatrika i Zukisa Faku, manao t-shirt baolina kitra Bafana Bafana. Falifaly i Faku ary nandrisika ny olom-pirenena mba hanohana ny baolina kitra ao an-tanàna, ary koa niezaka mady nianatra ny “Diski Dance 2010″ … “Miaraha aminay miaraka amin'ireo andiana talen'ny baolina kitra ao amin'ny firenena mba hankalaza ny 50 andro alohan'ny fanombohan'ny fiadiana ny Amboara Eran-tany 2010, “hoy i Faku.
Hoy izy nanohy:
The spirits of our people are not dampened by the challenges we have encountered. We need to stand tall and show the football bosses that we could live up to their expectations if they should have a change of heart and consider us for a role in the upcoming soccer extravaganza.
Tsy afa-baraka amin'ny fanamby atrehintsika ny fanahin'ny vahoakantsika. Mila mijoro mafy isika ary mampiseho an'ireo lehiben'ny baolina kitra fa afaka mamaly ny zavatra andrasan'izy ireo raha tokony hanana fiovam-po izy ireo ary hihevitra antsika amin'ny fandraisana andraikitra amin'ny lalao baolina kitra lehibe.
Nilaza i Dissol ao amin'ny MyDigitalLife.co.za fa miaina fotoana ratsy vintana mialoha ny hetsika izao tontolo izao:
We have had all sorts of really bad luck leading up to the event – the global credit crunch, the shooting at the Confed Cup, political intrigue, bad press, and even a volcano exploding in Iceland causing the European airspace to be closed down (something that neither Bin Laden or Hitler could pull off!!)
Samy manana karazam-bintana ratsy isika manoloana ny hetsika – ny krizim-bola manerantany, ny an-kitifitra tao amin'ny Cup Confed, ny teti-panorona ara-politika, ny laza ratsy, ary koa ny volokano nipoaka tao Islandy ka niteraka ny fikatonan'ny sehatra an'habakabaka Eoropeana (zavatra izay tsy afaka ialàn'i Bin Laden na i Hitler!!)
Mampahatsiahy antsika ny fotoana niheveran'ny ankamaroan'ny olona i Dissol fa niezaka ny hanao ny tsy vita i Afrika Atsimo:
Remember just 4 years ago when so many people here, and overseas were telling us that what South Africa was trying to do was impossible? Remember the scare stories about the event being moved to Australia, or elsewhere, because we would never finish? We have pulled off the most amazing build projects, and that has been recognised all around the world. Already we have impressed other professionals around the world with the way that the impossible has been pulled off…. In 50 days the event starts…a few short weeks after that, the teams will leave…and FIFA will move on, quite a bit richer… But we will be left with the legacy. We will remember the event. Elsewhere in the world people still talk about “being there” or “part of” different events such as World Cups, and Olympic games. We will have that…and it is doubtful we would ever get the FIFA games back here in any of our lifetimes… People born next year can never say they were here for the World Cup.
Tsarovy ny 4 taona lasa izay nilaza tamintsika ny vahoaka maro tao, sy ny any ampitan-dranomasina fa tsy ho vitan'i Afrika Atsimo ny zavatra ezahiny atao? Tsarovy ireo tantara mampatahotra momba ny hamindrana ny lanonana any Aostralia, na any an-kafa, satria tsy ho vitantsika mihitsy ny hampiantrano mondialy? Nesorina tamintsika ny tetikasa fanorenana mahavariana indrindra, ary nankatoavina manerana izao tontolo izao izany. Efa nanintona ireo matihanina hafa manerana izao tontolo izao isika tamin'ny fomba nanesorana ny lazaina fa tsy vita. Ao anatin'ny 50 andro hanombohan'ny lanonana … herinandro vitsivitsy aorian'io, hiala ny ekipa … ary hifindra ny FIFA, manankarena kokoa … Fa isika kosa dia tavela miaraka amin'ny lova. Ho tsaroantsika ny lanonana. Any an-kafa any amin'izao tontolo izao, mbola miresaka momba ny “maha eto” na ny “ampahany” amin'ny hetsika isan-karazany toy ny Mondialy, ny Lalao Olaimpika ny olona. Hanana izany isika … ary tsy isalasalana fa mety hahazo ny Lalao FIFA eto indray isika indray andro amin'ny fiainantsika… Tsy afaka hilaza mihitsy ny olona teraka amin'ny taona ho avy fa teo izy ireo tamin'ny Mondialy.
Milaza i Sinlung fa misy antony 50 hiandrandràna ny hetsika:
Reason #8: Timing of the matches. No need to put the alarm clock on for early morning kick offs, with games starting at 12.30pm, 3pm and 7.30pm. Should England make the final four, all but two of their games will be held at weekends, maximising marketing opportunities and audience figures.
Or reason no.26;
…Real fans have the chance to see the play. Fifa's unprecedented decision to allow surplus tickets to be sold in shops and supermarkets will be beneficial to the atmosphere at even the smallest insignificant group games. Tournament rules stipulating tickets could only be sold in ballots were lifted following poor sales and anything that limits corporate sales and lets real fans attend games is a good thing for the tournament.
Antony #8: Fandaminana ny lalao. Tsy mila mametraka famantaranandro (réveil) hifohazana vao maraimbe, satria manomboka amin'ny 12.30 atoandro, 3 hariva sy 7.30 hariva ny lalao. Raha tafiditra ampaha-efa-dalana farany i Angletera, ny lalao rehetra ankoatra ny roa dia hotontosaina amin'ny faran'ny herinandro, mampitombo ny tombontsoa ara-barotra sy ny isan'ny mpanatrika.
Na antony faha-26;
… Ireo tena mpankafy dia afaka mahita ny lalao. Ny fanapahan-kevitry ny Fifa izay mbola tsy nisy toy izany mba hampisy tapakila fanampiny amidy eny an-tsena sy ny toera-pivarotana lehibe dia tombontsoa amin'ny zava-misy, na dia amin'ny lalao kely indrindra tsy manan-danja aza. Milaza ny fitsipiky ny fifaninanana fa tsy azo amidy ny tapakila raha mbola tsy nesorina ny vatom-pifidianana taorian'ny varotra ratsy sy izay zavatra rehetra mametra ny fivarotan'ny orinasa ary zavatra tsara ho an'ny fifaninanana ny famelàna ireo tena mpankafy ny lalao mba hanatrika ny lalao
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...