Ao anatin'ity songadina manokana ity no hikarohantsika ny lovantsofina sy ny anganom-bahoaka avy amin'ny firenena samihafa manerana izao tontolo izao mba hamantarantsika momba ireo olona efa lasan-ko-razana ireo sy ny fifandraisany amin'ny tontolo hita maso.
Tantara mampatahotra nofidian'ny Global Voices
Maro amin'ireo lahatsoratra ireo no nadikan'ny mpandika teny Lingua tamin'ny fiteny samihafa, tsidiho ny lahatsoratra tsirairay raha hijery izay fiteny efa voadika.
Lahatsary
Fetin'ny Maty ao Meksika (Día de los Muertos) avy amin'ny Mundo Hispano .
https://youtube.com/watch?v=86_Z0Nscs9g
Ity dia dokambarotra tamin'ny Halloween izay voarara tao Hong Kong fa lazaina ho mampatahotra loatra (miangavy anao mba tsy hijery izany raha toa ka matahotra ianao).
Andefaso mailaka i Juliana Rincón Parra raha manana rohy hafa hozaraina (sy hampitahorana!) ianao avy amin'ny bilaogy manerantany .
Lahatsoratra mifandraika fa tsy mampatahotra