Ary mbola sary maro kokoa… ..andiany farany!

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015)

Ho an'ny rehetra, indro ny andian-tsary farany ho an'ireo roa andro farany tao amin'ny Foibe Capitol – ny 24 sy 25 Janoary 2015.

Ankafizo, ary raha manana olana ianao amin'ny fitrohana izany na raha mila sary manokana dia anoraty aho fa alefako any aminao izany. (@LauraSchne)

https://www.flickr.com/photos/lauraruth123/sets/72157650398902746/

https://www.flickr.com/photos/lauraruth123/sets/72157648132835494/

Tsidiho ny Global Voices RAKITSARY FLICKR

Ary rohy nomen'i Jeremy ho an'ireo sary: ​​(@jeremyclarke): https://www.flickr.com/photos/130737581@N07

Manantena izahay fa ho ankafizinao ireo sary, toy ny nankafizanay naka sary anao!

 

 

Exit mobile version