Ny fomba sy ny antony anamarinana ny zavatra avoaka: fanolorana iray avy amin'ny Vovonan'ny GV Azia sy Pasifika

Fanazavana ny fanamarinana ny zavatra avoaka eto amin'ny GV

Zavatra nokarakaraina sy natolotr'iTaisa sy Andrea nandritra ny fihaonana anatiny tao amin'ny Vovonana GV Azia sy Pasifika ity fanehoana an-tary ny dingana fanamarinana ny zavatra ho avoaka ity (lahatsary amin'ny teny anglisy).

Exit mobile version