Tantara tamin'ny 01 Jona 2019
Any Myanmar, manolotra raozy fotsy ho an'ny Miozolomana mandritra ny Ramadany ny Bodista
"Tsy misy toerana ho an'ny fivavahana mahery fihetsika eto amin'ny firenentsika."
Ny resaka mahaliana nataon'i Margot Camones Maguiña, nitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas nandritra ny herinandron'ny 20-26 mey 2019

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Margot Camones Maguiña, hampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 20-26 20 mey19 hizaràny ny fijeriny amin'ny fiteny Quechua.
Bilaogy Nizeriana 2005: Fiaramanidina, rafi-pampianarana, fombam-pivavahana
Taorian'ny fianjerana fiaramanidina telo vao haingana tany Nizeria, nanoratra andiana tatitra mahaliana momba ny Sehatry ny Fiaramanidina Nizeriana i Chippla. Mandinika ny tsirairay amin'ireo fianjerana, ny valintenin'ny fampahalalam-baovao Nizeriana sy ny Governemanta ny tatitra.
Afrikana ve ny Afrikanera? Lasan'ny mpanankarena hatrany ny tany mahafinaritra sy torohay hafa avy ao Afrika Atsimo
Jonty ao amin'ny The Fishbowl maneho hevitra momba ny zava-nisy tamin'ny fanadihadiana vaovao iray mampiseho fa niaina "fiovàna goavana indrindra amin'ny fomba fijery ara-politika" eo amin'ny vondrona rehetra ny Afrikanera hatramin'ny fifidianana tamin'ny taona 1994.
Feo avy ao Zimbaboe
Manohy ny Kongresim-bahoakany ao Esigodhini, tanàna kely any Matabeleland ny ZANU-PF, ary tsy nahavita nanetsika fanohanana teny ifotony na dia kely aza.