Atrikasa Advox: Rob Faris miresaka ny fanivanana ny aterineto

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008)

Ny hoavin'ny sivana amin'ny aterineto sy ny andraikitry ny mpikatroka amin'ny fandraketana momba ireo fanivanana.

Ny lafiny fiovana ara-politika, ara-pitsarana, ara-tsosialy ary ara-teknika amin'ny fanivanana ny aterineto ary ny adihevitra momba ny fitaovana vaovao nozaraina izay narafitray hanangonana torohay momba ny sivana manerantany.

Exit mobile version