Iran:”Bilaogera iray hafa voasambotra”

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jiona 2011)

Nitatitra [fa] ny Hrna, sampam-baovaon'ny mpikatroky ny zon'olombelona fa nosamborina andro vitsy lasa izay i Ali Pour Soleiman, bilaogera sady mpampianatra ao Iran. Mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny mpampianatra izy ary nanoratra tao amin'ny bilaogy Sokhane Molem (midika hoe tenin'ny mpampianatra).

Exit mobile version