Nanjavona ilay bilaogera Ejiptiana

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nitatitra ireo bilaogera tany Ejipta fa hita niady tamin'ny mpitandro filaminana talohan'ny nanampenana ny masony sy nitondrana azy nitsoaka tamin'ny fiarabe i Ahmed Saad Domah. Vao avy nanomana fanangonan-tsonia manohitra ny fitondran'ny filoha Hosni Mubarak moa ity poeta ity tamin'izay fotoana izay.

Exit mobile version