Nakaton'i Syria ny Wikipedia Arabo

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2008)

Araka ny filazan'ny bilaogy anasonline, nakaton'ireo mpamatsy tolotra aterineto rehetra ao Syria ankehitriny ny fidirana ao amin'ny Wikipedia amin'ny teny Arabo, endrika raki-pahalalana Wikipedia amin'ny teny Arabo.

Exit mobile version