Ghana: Namantampatatra ilay Liberiana nisy namono

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nisy mpaka sary iray nanaparitaka ny sarin'ny lehilahy Liberiana iray nisy namono hita tao ivelan'ny Tobin'ny Mpitsoa-ponenana Buduburam ao Ghana.

Exit mobile version