Ny WSIS Youth Caucus any Ghana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Vao nahavita ny antsafa nifanaovana tamin'i Leopold Armah sy Regina Banini avy ao amin'ny WSIS Youth Caucus any Ghana aho, nifampiresaka momba ny andraikitry ny tanora Afrikana ao amin'ny Fihaonambe Iraisam-pirenena momba ny Fiarahamonin'ny Fampitam-baovao nokarakarain'ny Firenena Mikambana. Manasa anao hihaino ny rakipeo i Andy.

https://www.andycarvin.com/podcasts/wsisyouthghana.mp3?_=1
Exit mobile version