Ô ry Bandy e, Bandy ve Iny Sipa Iny?

Misaintsaina momba ny fanambadian'olon-droa mitovy fananahana ireo Malezianina. Momba ilay vehivavy mpanambady, izay nanova fananahana raha nateraka ho lehilahy 30 taona lasa izay, ny bilaogera SK. Malaza ho nitentina 1 tapitrisa RM ny fanambadiany mpitam-bola iray (eo amin'ny Ariary 848.241.562 eo), saingy ny olana goavana mipetraka dia ny hoe miteraka olana eo amin'ny lalàna ve io firaisana io.

Exit mobile version