Afrika: Manao laza masaka mikasika ny SIDA

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aprily 2006)

Maneho hevitra manoloana ny fanolorana ny SIDA ao Afrika sy ny fironana amin'ny fandisoana ireo tena isa i My Hearts in Accra… Mijaly amin'ny fomba sarotra maromaro i Afrika noho ny fanamafisana ilay fimiràna hoe «Afrika = SIDA»….. Mafy toy ny inona no tsy maintsy hiasantsika mba hitaomana ireo olona hahatakatra ilay tena krizy… sy ny tsy tena izy?

Exit mobile version