Araka ny fampielezan-tahotra nampaharetan'ny senatera Amerikana Sam Brownback (tena mpanara-maso) tamin'ity herinandro ity fa hanara-maso ireo mpandray anjara amin'ny Olaimpika any amin'ny efitranon'ny hotelin'ireto farany i Shina, namaritra izany tantara izany ny anti-CNN.com tamin'ny fijerena ny fomba nandrakofan'ny BBC izany tao amin'ilay lahatsoratry ny anti-CNN ao amin'ny pejy voalohany, Mandainga indray ny British Brain-washing Channel (Fantsona Britanika Fanadalana Saim-bahoaka) [sic] !’
Ka, noho ny teo ambony, vitan'ny vondrompiarahamonina anti-CNN.com ny namoha ny fota-mandry :
★★故事二★★
发生时间:2006年10月25日【06.10.25 BBC】异议人士李建平网上撰文被判监禁
【链接】http://news.bbc.co.uk/chinese/simp/hi/newsid_6080000/newsid_6084400/6084460.stm
★★故事三★★
发生时间:2006年7月23日【06.7.23 BBC】中国建立“互联网黑名单”
【链接】http://news.bbc.co.uk/chinese/simp/hi/newsid_5200000/newsid_5207600/5207640.stm
★★故事四★★
发生时间:2002年09月23日
【02.09.23 BBC】The cost of China's web censors 中国网络检查的成本
【英文链接】http://news.bbc.co.uk/2/hi/business/2264508.stm
★★故事五★★
发生时间:2001年07月20日
【01.7.20 BBC】China acts on net ‘addicts’ 中国对网络'痴迷者'展开行动
【链接】http://news.bbc.co.uk/2/low/asia-pacific/1448423.stm
★★故事六★★
发生时间:2000年08月26日
【00.08.26 BBC】China tackles cyber squatters 中国打击“域名抢注”行为
【英文链接】http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/asia-pacific/897413.stm
Ary nahita tranga iray hafa koa aza ny mpampiasa aterineto iray hafa, mbola tamin'ny 2000 koa :
是故事的终结篇吗?也许不是
故事七
发生时间:2000年8月21日
【00.8.21 BBC】Jiang backs China's net growth 江泽民支持中国网络发展
Sombiny vitsivitsy tamin'ireo pejy efatra voalohany ary fanehoankevitra mitombo be mikasika izany lohhevitra izany:
实在服了西方媒体记者的”敬业精神”.
这张照片怎么看怎么象是两个武警在学上网.
。。。。现在都液晶显示器了,还用这么老的显示器做新闻图片,他们是不是认为我们这8年就没发展啊,造假也太没水准了吧
西方民主的所谓新闻自由,难道不负任何责任吗?不负责任就叫自由呀?哦,西方就是要让中国不负责任呀,不负责任以后,他们就有机会了
Fanavaozana
jereo ny Mamerina Mampiasa Ireo Sary Efa Tamin'ny Valo Taona Lasa Ny BBC, EastSouthWestNorth