Lahatsary fanadihadiana niarahana tamin'i Ghaidaa al-Absi

(Marihina fa tamin'ny 8 Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.

Nandritra ny fihaonambe tany Alemaina mikasika ny fikatrohan'ny media vaovao any Afovoany Atsinanana dia niara-nipetraka tamin'i Rezwan sy Sami Ben Gharbia i Ghaidaa al-Absi mba hiresaka momba ny fomba fijeriny mikasika ny tetikasa “Fanohanana ireo Vehivavy Mpikatroka amin'ny Teknikan'ny Media” (EWAMT) any Yemen izay tohanan'ny Rising Voices .

Exit mobile version