Tantara tamin'ny 01 Aogositra 2018
‘Parkour’ ho an'ny fandriampahalemana: Mamadika ny tontolon'ny ady ho toerana filalaovan'ny devoly ireo tanora sahisahy ao Kabul
''Rehefa niezaka ny hanatrika hetsika parkour tao Eoropa izahay, ,nolavina ny visa anay fa satria pasipaoro Afgana no teny an-tànana.''
Zeorzia: Hetsiky ny blaogera mba hanohanana ireo IDP voaroaka
Taorian'ny fandroahana ireo fianakaviana IDP tao Abkhazia sy Ossetia Atsimo, namonjy ireo mpanohitra izay mangataka ny fitsaharan'ity famindrana toerana matetika atao an-tery ity no sady mangataka ny trano sahaza ho azy ireo blaogera ao Tbilisi, Zeorzia.
Ny [inoako] fa isika, ary ny zavatra [eritreretiko] fa [tsara indrindra] ataontsika

''Tamin'ny fiafaran'ilay andro fandinihana, nila nanolotra ny maha-isika antsika, ny zavatra ataontsika, ny zavatra iriantsika ary ny fomba iadiantsika manoloana ireo vondrona mpikaroka avy amin'ny sekoly tranainy ao anatin'ireo rindrina mangatsikan'ny Akademia Frantsay ny tenako.''
Inona no novakian'ireo mpamaky ny Global Voices tamin'ny herinandron'ny 23-29 Jolay 2018?
Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 186 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :
Rosiana mpanao gazety maty nisy namono tao amin'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany

Rosiana mpanao gazety miisa telo no maty nandritra ny alin'ny 30 jolay tao amin'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany, teo amin'ny toeram-pisavana iray ivelan'i Bangui renivohitra.
Ny enim-bolana voalohan'ny Rising Voices

Satria vonona hiditra ny taona 2008 isika rehetra, mankalaza ny enim-bolana voalohany nisiany kosa ny Rising Voices.
Lahatsary fanadihadiana niarahana tamin'i Ghaidaa al-Absi

Nandritra ny fihaonambe tany Alemaina mikasika ny fikatrohan'ny media vaovao any Afovoany Atsinanana dia niara-nipetraka tamin'i Rezwan sy Sami Ben Gharbia i Ghaidaa al-Absi mba hiresaka momba ny fomba fijeriny mikasika ny tetikasa "Fanohanana ireo Vehivavy Mpikatroka amin'ny Teknikan'ny Media" (EWAMT) any Yemen izay tohanan'ny Rising Voices .