Dimy minitra miaraka amin'i Lova Rakotomalala

(Marihina fa tamin'ny 15 Martsa 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.

Tao amin'ny We Media Miami no nahafahako nipetraka sy niresaka tamin'i Lova Rakotomalala, iray amin'ireo mpandrindra ny fandaharan'asan'ny bilaogy fanentanana FOKO Madagascar Noraketinay ity antsafa fohy ity izay namaritan'i Lova ny fiandohan'ny FOKO sy ny fomba fiasan'ny fikambanana amin'ny fanatanterahana ny iraka ataony.

Exit mobile version