Rakipeo: Antsafa Niarahana Tamin'i Carlos Toledo

(Marihina fa tamin'ny 21 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Manazava ny fomba nanombohany nifandray tamin'izao tontolo izao, ny antony nanohizany, ary ny fanantenany hampivelatra ny fampianarana manan-danja mikasika ny fandraisa-peo manerana an'i Shily i Carlos Toledo, mpandray rakipeo Shiliana .

Miaraka amin'ny mozika fampidirana avy amin'i Valdivia.

Exit mobile version