Etazonia: voatana an-tranomaizina ny solontenan'ny Wikileaks

Jacob Appelbaum – Wikipedia

, solontenan'ny , tany amin'ny sisintany taorian'ny diany tany Holland. Nosavaina ny kitapon'i Appelbaum, nanaovana dikamitovy daholo ny antontan-taratasy tao anatin'ny kitapony, nosavaina ny solosaina findainy. Araka ny tatitra voaray dia tsy nety namaly ny fanontanian'izy ireo i Appelbaum raha tsy eo anoloan'ny mpisolovava, ary tsy navela niantso tamin'ny finday.Araka ny fantatra ihany dia nesorina taminy ny findainy telo ary tsy naverina. Tamin'ny 31 Jolay, niteny izy nandritra ny fivorian'ny ary nanamarika fa “nalaina” ny findainy. Taorian'ny nitenenany, nanantona azy ireo mpitandro filaminana FBI roa ary nametra-panontaniana taminy. Vao haingana izay dia namoaka ny Wikileaks, tamin'io fotoana io indrindra no nitenenan'ny tao amin'ny Trano Fotsy fa sy izany fihetsika izany. Araka ny tatitra dia ireo antontan-taratasy ireo.

Exit mobile version